Entry | 1 sikidy joria |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy |
Vocabulary |
4 Religions, Beliefs |
Elementary words | 5 sikidy, joria |
Analogs | 6 sikidyalanana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |